Happy Holidays

Mirary Fety Sambatra sy Taom-baovao mahafinaritra. Hiala sasatra kely fa r@ volana Janoary indray. Fa tsiditsidiho ihany ny sehatra, na izahavo resaka atsy @ Search. Dia vangio koa ny Forum, ary raha misy resaka na famitinan-dresaka tianao ampitaina dia aza misalasala manoratra @ mikama@googlegroups.com.

Joyeuses Fêtes et Heureuse Année 2016. Je reviendrais en janvier. Dans cet attente, je vous invite a (continuer) faire des recherches d'articles de journaux ou encore à visiter le forum pour des compilations d'articles. Surtout n'hesitez pas a participer au forum en écrivant à mikama@googlegroups.com.

No comments:

Post a Comment