Mikama - January 11, 2014

Racl.Rdans La Nation
D’après un article publié par « lefigaro.fr », les Norvégiens sont tous millionnaires à présent car le fonds gouvernemental qui collecte les revenus pétroliers de leur pays a atteint le palier symbolique du million de couronnes par habitant. Selon le site, « l'argent doit servir à assurer l'avenir des générations futures, lorsque la manne pétrolière sera tarie. Le fonds destiné à collecter - et faire fructifier - les revenus nationaux liés au pétrole, a atteint 5110 milliards de couronnes (607 milliards d'euros), ce qui représente un capital d'un million de couronnes par Norvégien, soit 120.000 euros ».

R.Mathieu dans NewsMada
Antom-piveloman’ny mponina maro any amin’ny farira Atsimo Andrefana sy Menabe ny fanaovana sira, mihodina mandavantaona. (..) Amin’ny fotoana mampafana ny andro, manomboka ny volana jolay hatramin’ny mey, eo amin’ny 7.000 Ar ny kitapo 60 kg. Amin’io fotoana io, mora sady malaky ny fanamainana ny sira eny amorontsiraka. Rehefa ririnina kosa, tafakatra 15.000 Ar ny kitapo 60 kg ihany.  Tsy ampy mantsy ny masoandro, amin’io fotoana io. 85 % amin’ny vokatra, sira ho an’ny sakafo ; ny ambiny, ilain’ireo indostria sy asa tanana, ohatra, ny fanamainana hoditra. Ny mpamokatra iray, mampiasa olona 5-10, mahatafavoaka sira 200 t isan-taona.


Njaka Andriantefiarines dans NewsMada
Miantoka ny famatsiam-bola hikojakojana ny lalana, indrindra ny lalam-pirenena, ny Tahirim-bola hikojakojana ny lalana (Fer). Nilaza ny sekretera jeneraliny (SG) Randimby Benitany, fa tato anatin’ny telo taona, tsy ara-potoana ny fandoavan’ny kaompanian-tsolika ny haba avy amin’ny solika TUPP, tokony hiditra any amin’ny Fer. Zara fa mihodina hatrany amin’ny 25% ny Fer ankehitriny.


No comments:

Post a Comment